• Talata 17 Janoary 2023
Politique.Orinasa amin’ny harena an-kibon’ny tany Hanaovana tsindry hitangosam-bola indray ?

Iny notaterin’ny filankevitry ny minisitra tao anatin’ny lahatsoratra lava dia lava ny alarobia 11 janoary 2023 teo iny ny tsy fanavaozana intsony ny fifanarahana momba ny hetra sy haba mikasika ny orinasa QMM any Taolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2023
Politique.Annick Ratsiraka Ho kandidan'ny AREMA ?

Mangataka ny Sekretera Nasionalin’ny Antoko Revolisionera Malagasy na Arema, Rtoa Annick Ratsiraka hirotsaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2023
Politique.Rakotomalala Henry na Riribe “Ny olona mahay mandray toriteny no ho voavonjy”

Ny toriteny dia tsy tokony ahatezitra fa entina hanitsiana ny tsy mety atao raha tena Kristianina isika, hoy ny mpanao politika, Riribe na Rakotomalala Henry.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2023
Politique.Kenda tanteraka ny fitondrana Vola hampiodinan-draharaha aza ifampitadiavana…

Nitondra fanazavana mikasika ny resabe amin’ny mety hisian’ny fanontana vola tsy misy antoka na “planche à billet” ny Banky Foiben’I Madagasikara, tamin’ny alalan’ny naoty fanazavana ny 14 janoary 2023 teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2023
Politique.Andrianainarivelo Hajo “Fomba fitantanana mahomby ny fitsinjaram-pahefana”

Fihaonan'ny filoha nasionaly, Andrianainarivelo Hajo, tamin'ny mpikamban’ny antoko politika tarihiny dia ny MMM na Malagasy miara-miainga, tao Antsirabe ny zoma teo, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2023
Politique.Famatsiam-bola mivaingana avy any ivelany 4 815 miliara Ar no tadiavin’ny Fanjakana ho an’ny 2023

Tombanan’ny Minisiteran’ny toekarena sy ny fitantanam-bola ho 25 538,6 miliara Ar ny filàna ara-bola mivaingana na BFB (Besoins de Financement Brut) ho an’I Madagasikara ao anatin’ny telo taona manaraka,

Hamaky ny tohiny
FTT