Politique

Zaza Ramandimbiarison « Enga anie mba tsy mody mihaino ny filoham-pirenena »


  • Talata 07 Febroary 2023

Lera hanamboarana hoavy mamiratra izao, hoy ny mpanao politika, Zaza Ramandimbiarison.

Hatramin’ny fihaonana an-tampon’i Dakar 2 mikasika ny fampanjarian-tsakafo aty Afrika ny herinandro lasa teo, hoy izy, dia laharam-pahamehan’ny filoham-pirenena indray izany izao ny fanafoanana ny fahantrana, ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro, ny ady amin’ny tsy rariny sy tsy fitoviana. Miaina izany rehetra izany amin’ny endriny rehetra ankehitriny ny vahoaka malagasy ka enga anie mba tsy mody mihaino ny filoham-pirenena na sanatria izany entiny hanakonana ny fomba jadony, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT