Politique

Fahatsiarovana ny 7 febroary Ho tapaka ny “lalana Frantsa”


  • Talata 07 Febroary 2023

Nampahafantatra omaly ny avy eo anivon’ny fiadidiana ny kaominin’Antananarivo renivohitra fa noho ny

fahatsiarovana ny hetsika 7 febroary 2009 dia ho tapaka ny “lalana Frantsa” manoloana ny lapan’Ambohitsirohitra. Manomboka amin’ny 8 ora sasany maraina izany, hoy ny fanazavana. Miverina amin’ny laoniny avy hatrany ny fifamoivoizana rehefa vita ny hetsika. Entanina isika rehetra hanaja sy hanaraka ny lamina rehetra apetraky ny mpitandro filaminana mandritra io fotoana io, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT