- Alarobia 18 Janoary 2023
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Hivoaka amin’ny fahanginany ny zoma izao
Niparitaka nanomboka omaly ny fampahafantarana fa hiteny sy haneho hevitra ao amin’ny fandaharana “Ady hevitra”
Hamaky ny tohinyNiparitaka nanomboka omaly ny fampahafantarana fa hiteny sy haneho hevitra ao amin’ny fandaharana “Ady hevitra”
Hamaky ny tohinyNisy omaly ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety nataon’ny Jeneraly Rakotonirina Richard, Minisitry ny Fiarovam-pirenena sady Minisitry ny raharaham-bahiny misolo toerana.
Hamaky ny tohinyRahampitso alakamisy no feno 4 taona katroka ny nampisalorana ny filoham-pirenena ankehitriny,Andry Rajoelina, ny maha filohan'ny repoblika malagasy azy. 19 janoary 2019 - 19 Janoary 2023!
Hamaky ny tohinyNanamafy ny fanohanany tsy misy fepetra ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, izay filoha mpanorina ny antoko politika Tanora malagasy vonona na TGV ny TGV eto Antananarivo renivohitra.
Hamaky ny tohinyAdihevitra mandrak’androany ilay toritenin’ny Mpitandrina FJKM tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe, izay maro ny mpitondra Fanjakana nahatsiaro ho voatsindrona na tsy nisy fanononana olona mivantana aza.
Hamaky ny tohinyFomba fanoherana teto amin’ny firenena hatramin’izay ny mamorona tranga iray miteraka resabe, hoy ny mpikamban’ny Vovonan’ny tanora tia tanindrazana mitaky fanovana na JPRM, Jerry Rakotoarijaona.
Hamaky ny tohiny