- Alakamisy 19 Janoary 2023
Politique.Fanalahidy be noraisina 4 taona lasa Tsy hay izay nohidiany sy novahany
4 taona katroka anio moa ny fianianan’ny filoham-pirenena ankehitriny tetsy Mahamasina. Efa noresahana teto omaly iny hoe tsy hay hoe niniana tamin’iza sa niniana tamin’ny inona izany ny filoha Andry Rajoelina tamin’ireny fotoana
Hamaky ny tohiny
