• Alatsinainy 23 Janoary 2023
Politique.Henry Rakotomalala na Riribe “Tsy azo ihodivirana ny tetezamita”

Tsy azo ihodivirana ny handalovan'ny firenena amin'ny tetezamita, hoy ny mpanao politika Henry Rakotomalala na Riribe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2023
Politique.Eliace Ralaiarimanana “Ny mpitondra mihitsy no mamorona olana”

Aoka hazava tsara, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2023
Politique.Senatera Ramanambintana Richard « Tsy mety intsony izany fitondrana tetezamita izany »

Tsy mety eto amintsika intsony ny Fitondrana tetezamita hoy ny senatera Ramanambintana Richard omaly. Efa tena sahirana ny vahoaka hoy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2023
Politique.Hetsika HIFFIM “Tsy maintsy mihetsika ny vahoaka Malagasy”

Miha mahantra daholo ny vahoaka Malagasy ary be dia be ny zava-mitranga manerana an’i Madagasikara ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2023
Politique.Antoko Demokraty Kristianina Ny sabotsy izao no kaongresy

Ny sabotsy 21 janoary 2023 izao no hanatontosa ny kaongresiny amin’ity taona ity ny antoko politika demokraty Kristianina na PDCM (Parti démocrate Chrétien de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2023
Politique.Rajoelina, 4 taona aty aoriana Nahay naka fahefana saingy sahirana mitantana

4 taona katroka anio 19 janoary 2023 ny fianianan’ny Filoha Rajoelina tetsy Mahamasina. Fiaingana toa nahavelom-bolo satria tonga nanome voninahitra avokoa ireo mpitondra nifanesy mbola velon’aina tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
FTT