Politique

Dany Rakotoson “Tsy maintsy hisy ny surprise”


  • Alarobia 15 Febroary 2023

Tsy hino loatra aho hoe hampitsimbadika zavatra ny fahatongavan’ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, eto satria efa samy nitondra ireo,

hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson. Ny zava-misy, hoy izy, dia miha mahantra hatrany ilay firenena. Tsy nisy nitondra politikam-pampandrosoana fa fitsabahan’ny fanjakana na “intervention de l’Etat” foana no tao na teo amin’ny resaka litchi io na lavanilina. Miaro tombontsoan’olom-bitsy ny fidiran’ny fanjakana anatin’ilay fihariana. Raha ireo mpitondra teo aloha ireo foana no mbola hipetraka eto amin’ny firenena dia aza manantena fahagagana loatra isika! Ny fifidianana hiteraka fanantenana vaovao ho an’ny olona ary tsy maintsy hisy foana ny tsy ampoizina na “surprise”, hoy hatrany izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT