Politique

Paul Rabary “Haingon-tsehatra ny ankoatran-dRavalo sy Rajoelina”


  • Talata 21 Febroary 2023

Haingon-tsehatra ny ankoatran-dRavalo sy Rajoelina, raha ny mikasika ny fifidianana filoham-pirenena no resaka, averiko ihany,

hoy ny mpahaifiarahamonina politika, Paul Rabary. Lojika, hoy izy, raha mihazakazaka sy mafampana ny raharaham-pirenena satria efa any anaty fifidianana daholo ny sain’ny olona ary samy mihevitra ny handresy ny mpiandany an’ireo ka lojika raha mafana ho azy ny toe-draharaha politika. Amiko ny kandida hafa rehetra haingon-tsehatra, haingon-databatra, haingon-tseza. Ady farany eo amin’izy mirahalahy io ary ahitana ny tena mpandresy, hoy hatrany izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT