• Zoma 10 Febroary 2023
Politique.Gérard Andrialemirovason “Aoka izay ny fanjakana mpangataka!”

Anaty tsy fahamarinan-toerana goavana isika ankehitriny, hoy ny mpanao politika, Gérard Andrialemirovason. Raha tsy fahamarinan-toerana politika na “instabilité politique”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2023
Politique.Ben’ny tanàna ao Bongolava « Aza kitikitihana ny governora miasa.. »

Tontosa omaly ny fifampiarahabana noho ny taona vaovao tany amin’ny faritra Bongolava teo amin’ny governora Ramiaramanana Joseph sy ny mponina notarihan’ny fikambanan’ny ben’ny tanàna sy sefo fokontany maro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2023
Politique.Kolikolim-pifidianana Mila resena raha te ho tafavoaka

Isan’ny fositra mamotika ny firenentsika ny kolikoly ara-pifidianana. Tsy ny vina sy ny programan’asa intsony no tena mikaonty tato ho ato,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2023
Politique.Fiverenana an-tanindrazana Ho tafiditra ve RAJAO sa ho voatosiky ny NOTAM ?

Ofisialy nanomboka omaly ny hodian’ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina an-tanindrazana, ka rahampitso sabotsy 11 janoary tolakandro no voalaza fa hahatongavany. Efa tany amin’ny faramparan’ny taona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2023
Politique.Famotsiam-bola sy famatsiana asa fampihorohoroana Anisan’ireo firenena 5 tena ahiana mafy i Madagasikara

Tafiditra anatin’ireo firenena 5 voalohany tena ahiana mafy amin’ny resaka famotsiam-bola sy famatsiana ny asa fampihorohoroana I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2023
Politique.Antoko politika FTM “Handray ireo maniry hitantana raharaham-panjakana”

Noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2023 dia hisy ny fampirantiana ny vokatra rehetra misy ao Betsimitatatra ho tontosain-drizareo ao amin’ny antoko politika FTM na Fitiavana ny taninjanako eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
FTT