- Zoma 03 Martsa 2023
Politique.Nidoboka am-ponja ny meran’i Vavantenina Takian’ireo olom-boafidy namany ny hijerena azy
Nidoboka am-ponja vonjimaika omaly ny Ben’ny tananan’ny kaominina ambonivohitr’i Vavantenina Rtoa VOLANIMANANA Marie Aurélie sy olona iray mpiara-miasa aminy.
Hamaky ny tohiny
