• Zoma 03 Martsa 2023
Politique.Naivo Raholdina “Ilay mpanolontsain’ny Filoha no tokony hiala”

Ilay mpanolontsain’ny filoham-pirenena niteny hoe tokony hametra-pialana ny filohan’ny antenimieram-pirenena angamba no tokony hametra-pialana tsy ho mpanolontsain’ny filoham-pirenena intsony,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Martsa 2023
Politique.Fikaonandoham-pirenena “Vao mainka rotaka raha tsy tonga amin’ny fifidianana”

Fikaonandoham-pirenena izany, jeneraly aho no miteny, mety hivadika fanonganam-panjakana, hoy ny jeneraly misotro ronono, Lumène Rasolofo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Martsa 2023
Politique.Raha mitady fifidianana madio Tena mila ferana sy mazava ny volan’ny kandida

Misy tsy mahazo ilay resaka hoe famerana ny vola ampiasainay amin'ny fampielezankevitra, hoy ny mpanao gazety, mpamakafaka, Miary Rasolofoarijaona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Martsa 2023
Politique.Politika avo lenta Miha tafiditra anaty vovo Rajoelina…

Sarotra ny toerana misy ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina na ezahina lalaovina amin’ny serasera aza fa hoe: milamina ny zava-drehetra, mbola manana vahoaka, eny milaza mihitsy fa mbola ho lany,… “Isaky ny misy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Martsa 2023
Politique.Notebahan’I Voninahitsy I Kaleta “Mipetraha tsara rehefa mba mitaty ran-kena”

Tonga ny valin-kafatra mivaivay avy amin’ireo depiote sasany teo anatrehan’ny fanakianana mivaivay nataon’Atoa Soja Jean André na Kaleta ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Martsa 2023
Politique.Fanendrena Ambasadaoro Hampiteraka an’Ambatobevohoka i Yvette Sylla ?

An-dàlana ny dingana fanendrena masoivoho any ivelany, ary mbola tsy tara, raha ny firesaky ny Minisitry ny raharaham-bahiny vaovao Rtoa Yvette Sylla omaly, nandritra ny fanamarihana ny faha-63 taonan’ny

Hamaky ny tohiny
FTT