Politique

Fomba fiasa TGV 6 martsa mametra-pialana, 22 martsa vao mivoaka ny didy


  • Alatsinainy 27 Martsa 2023

Noraisina nandritry ny filan-kevitry ny minisitra, izay notarihin’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, ary nahitana ny praiminisitra sy ireo minisitra isan-tokony, natao tao amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny alarobia 22 martsa 2023,

ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2021-1066, tamin'ny 6 oktobra 2021, nanendry ny talem-paritry ny asa tanana sy ny haitao ao Atsinanana. Ny 6 martsa 2023 io mpiasam-panjakana io no efa nanao taratasy fametraham-pialana, raha ny fampitam-baovao voaray. Izany hoe, ny 6 martsa izy no nametra-pialana dia ny 22 martsa vao nofonana ny didim-panjakana nanendrena azy. Mampametra-panontaniana ny antony. Izany ihany koa ve izany ilay antsoina hoe fomba fiasa TGV ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT