• Talata 07 Martsa 2023
Politique.Fitondrana Rajoelina “Champion”-n’ny diplaomasia tandrametaka

Rehefa zohiana, tonga amin’ilay fitenenana hoe: “Lasa ny alika vao manangom-bato” ny fitondrana Rajoelina amin’ny fanendrena ambasadaoro any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2023
Politique.Manda Ravelojaona “Dosie iniana foronina ireny farany teo ireny”

Ny mpanohana ny fitondrana dia manaja ny fitsipiky ny antoko ary samy mametraka ny anjara toeran’ny tsirairay, hoy ny mpandrindra nasionalin’ny antoko politika TGV na Tanora malagasy vonona ao Anjozorobe, Manda Ravelojaona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2023
Politique.Hetsiky ny olom-pirenena miady amin’ny hosoka “Tsy azo ihodivirana ny resaka an-databatra boribory”

Manoloana ny toe-draharaha politika misy eto amin'ny firenena izay ao anatin'izao taom-pifidianana izao, izahay avy ato amin'ny MCFIE na “Mouvement des Citoyens contre les Fraudes et Irrégularités ELectorales”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2023
Politique.4 taona nitondrana Ambikambin’asa no tena hita

Ambikambin’asa no tena hita, raha izay no fomba tsotra indrindra azo ilazana ny fomba fiasan’ny fitondram-panjakana ankehitriny manoloana ny fivoaran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2023
Politique.Hetsiky ny olom-pirenena miady amin’ny hosoka “Tsy azo ihodivirana ny resaka an-databatra boribory”

Manoloana ny toe-draharaha politika misy eto amin'ny firenena izay ao anatin'izao taom-pifidianana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2023
Politique.TIM Antsirabe I Tontosa ny fivoriana voalohany

Fivoriana voalohany ho an'ny antoko politika Tiako I Madagasikara na TIM ao amin’ny distrikan'Antsirabe I no tontosa ny sabotsy 4 martsa 2023 teo, hoy ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
FTT