- Zoma 31 Martsa 2023
Politique.Filoha malaza fa hamory depiote Efa tsy manan-kery intsony angaha ny lalàmpanorenana ?
Miparitaka ny taratasy voalaza fa hanasan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ireo depiote IRD sy hafa heverina fa manohana ny fitondrana ho avy eny amin’ny tranony etsy Ambohimangakely.
Hamaky ny tohiny
