- Alakamisy 06 Aprily 2023
Politique.Fikirakirana ny fandaniam-bolam-panjakana Nisy fikitihana nandritra ny filankevitry ny Minisitra
Nasiam-panovana ny dingana arahina amin’ny fanatanterahana ny fampiasana ny tetibolam-panjakana araka ny toromariky ny Filoham-pirenena notaterina tao anatin’ny Filankevitry ny minisitra omaly 5 aprily.
Hamaky ny tohiny
