• Alatsinainy 08 Mey 2023
Politique.Antoko politika FTM «Sambatra ny firenena manana tanora matanjaka»

Eny anivon’ny fokontany no ahitana ireo tena mpilalao mahay amin’ny baolina kitra, hoy ny antoko politika Fitiavana ny tanin-janako eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Mey 2023
Politique.Banky ropitra, krizy tanteraka Miandrandra fitseran’ny mpamatsy vola sisa

Tafiditra anaty krizy ara-bola tanteraka ny firenena, ary efa betsaka ny tondro maneho izany. Iny nambaran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Mey 2023
Politique.Rivellino Ravelomahazo «Tokony resahana kokoa ny fitsinjaram-pahefana ara-toekarena»

Ny fiainam-pirenena no dinihina eny amin’ny antenimieram-pirenena, hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena eo anivon’ny Vovonan’ny tanora tia tanindrazana ho amin’ny fanovana na JPRM,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Mey 2023
Politique.Lalàm-pifidianana tsy asiana resaka Nokianin’ny KMF-CNOE mafy

Tao anatin’ny fanambarany Lah. 06/Fanambarana/ Mai/ 2023/KMF-CNOE/ navoakany omaly 04 may no nilazan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Mey 2023
Politique.Hajo Andrianainarivelo «Apetraho hiarovana ny zon’ny kandida ny ANRCM»

Teboka maro no tsy mbola tafapetraka araka ny tokony ho izy mba ahafahana mahazo ny fahalalahan’ny fanaovan-gazety eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Politique.Ampamoakan’i Siteny “Banky ropitra ny Fanjakana, tsisy antenaina intsony”

Miha mahery vaika ny daozin’ny fifandonan-kevitra eo amin’ny mavomavo sy ny volomboasary ho an’ny lafiny politika. Manomboka miditra amin’ny resaka fifandrahonana hamoaka dosie maloto,

Hamaky ny tohiny
FTT