Politique

Marcel Razafimahatratra «Teny ierana no mampilamina ny tany sy fanjakana»


  • Talata 23 Mey 2023

Ny MFM dia manohitra ny fifampihantsiana amin'ny endriny rehetra ary tsy miaraka amin'izay mpanao izany, hoy ny mpitolona MFM ela nietezana, Marcel Razafimahatratra.

Mifanatona, mifampiresaka tsy misorona, mifandresy lahatra dia mifanao teny hierana hatrany no nitarihanay ny vahoaka malagasy ary mbola itarihanay azy hatramin'izao, hoy izy. Tsy mifandratra, tsy mifandroba, tsy mifandatsa-drà. Teny ierana ifanaovan'ny mpiray firenena no mampilamina ny tany sy ny fanjakana, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT