• Zoma 26 Mey 2023
Politique.Depiote Todisoa Andriamampandry “Tohizantsika ny fanamboaran-dàlana...”

Tahaka ireo fokontany maro ao amin’ny anatin’ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo, mitohy hatrany ny asa fanamboaran-dàlana eny amin’ny fokontany Ambatolampy sy Avaratanana (Procar).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Politique.Politika sy krizin’andrim-panjakana Tsy te hatao sorona ny governemanta

Mihamafy ny krizin’andrim-panjakana eto amin’ny tany sy ny firenena na hiniana sarontsaronana hatrany ny hoe : tsy misy krizy politika eto aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Politique.Tsy fahafehezana arofenitra Sambany nisy biraom-pokontany notokanana filoham-pirenena

Taorian’ny lazan’ny fandoarana «riz cantonais» dia sambany koa izany izao no nisy biraom-pokontany notokanana filoham-pirenena teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Politique.Antoko Ny Fireneko «Fifanarahana mankany amin’ny fitoniana no andrasana»

Mivoy ny amin’ny tokony hisiana fifanarahana politika amin’izao fotoana ny antoko politika sasantsasany, hoy ny antoko politika Ny Fireneko.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Politique.Fandraisana ny Filoha ao Betafo amin’ny jona

Terena hividy “polo orange” ny mpiasam-panjakana ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Politique.Ntsay Christian « Tsy hanova lalàm-pifidianana ny governemanta… »

Nanamafy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta Atoa Ntsay Christian omaly, fa tsy maintsy atao amin’ity taona ity ny fifidianana,

Hamaky ny tohiny
FTT