• Alatsinainy 12 Jona 2023
Politique.Hafa kely tany amin’ny Lapan’i Elysée « Nandalo Ramaka dia may ny tanàna… »

Maro no nahatsikaritra ny tsy fahasalamana tampoka nahazo ny iray tamin’ireo miaramilan’ny « garde Républicaine » tao amin’ny lapan’i Elysée Paris Frantsa ny sabotsy lasa teo nandritra ny fahatongavan’ny Filoha Malagasy Andry

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jona 2023
Politique.Miary Rasolofoarijaona «Adidy masina ny manala ny mpitondra ankehitriny»

Tena leo sy tofoka ny tsy fahaizan'ity filoha Rajoelina sy ny ekipany ity ny firenena malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2023
Politique.Fandrafetana lisi-pifidianana itarina lava Sao dia mba kajy hampandresena kandidam-panjakana ?

Mitohy ny fanalavam-potoana amin’ny fahafahana misoratra anarana anaty lisi-pifidianana, raha ny zava-misy amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2023
Politique.Anarana anaty lisi-pifidianana Hahazo 20 andro indray izay mbola tsy tafiditra

Hofaranana ny 10 jona izao ny lisitry ny mpifidy isaky ny distrika eto Madagasika, raha ny fandaharam-potoana nofaritan’ny CENI taorian’ny fifaranana vonjimaika tamin’ny fisoratana anarana ny 31 may lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2023
Politique.Tontolo politika Nodimandry omaly i Hary Naivo Rasamoelina

Nodimandry teo amin’ny faha-67 taonany omaly 07 jona 2023 tamin’ny 01 ora maraina Atoa Hary Naivo Rasamoelina, andrarezin’ny politika,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2023
Politique.Vehivavy TIM Analamanga Nanome fanampiana an’i Ninie Donia

Nanome fanampiana an’i Ninie Donia ny Vehivavy TIM Analamanga tarihan’ny filohany, Arphine Rahelisoa omaly. Ny 20 mey lasa teo, nanao hetsika ho fitadiavam-bola ny Vehivavy TIM Analamanga

Hamaky ny tohiny
FTT