Politique

Antoko politika Maitso Hametraka fomba fijery vaovao ny raharaham-pirenena


  • Alakamisy 13 Jolay 2023

Ho tontosaina etsy amin’ny Yandy By pass ny 27 jolay izao ny kaongresy nasionalin’ny antoko politika Maitso Hasin’i Madagasikara.

Ho eto Antananarivo avokoa, hoy ny filohan’izy ireo, Alexandre Georget, ny solontenan’ny distrika rehetra amin’io. Fehezin’ny lalàna hanao kaongresy isaky ny 5 taona ny antoko politika. Hisy ny fehinkevitra hivoaka amin’io fotoana io. Tsy misy distrika tsy misy antoko Maitso intsony izao. Eo ny fanavaozana ny antoko sy ny rafitra ao aminy fa eo koa ny fomba fijery vaovao momba ny raharaham-pirenena, hoy hatrany ny antoko Maitso, nilaza ny vinany amin’ity taona ity.
J. Mirija
Légende: Ny filohan’ny antoko Maitso
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT