- Alakamisy 24 Aogositra 2023
Politique.Kandida Mishah “Repoblika faha 5 no vahaolana!”
Mijoro aho ankehitriny, hoy ny kandida ho filoham-pirenena malagasy, Julia Mickaëlla Rasolofonoroniaina na Mishah, amin’ny maha reny ahy,
Hamaky ny tohinyMijoro aho ankehitriny, hoy ny kandida ho filoham-pirenena malagasy, Julia Mickaëlla Rasolofonoroniaina na Mishah, amin’ny maha reny ahy,
Hamaky ny tohinyHafahafa ny tsio-drivotra politika mitranga eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, indrindra taorian’iny didin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana izay tsy nahefa tamin’ny raharaha fitoriana ny Filoha.
Hamaky ny tohinyAnisan’ireo tazana nandritra ny lanonam-pahafantarana ny sata ara-pitondran-tenan’ny mpanao politika mialoha sy mandritra ary aorian’ny fifidianana ny kandida Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyIsan’ireo nanasonia ny sata ara-potondran-tenan’ny antoko politika ny Sekretera Nasionalin’ny PSD sady kandida ho Filoha Siteny Randrianasoloniaiko omaly,
Hamaky ny tohiny10 andro taorian’ny nanambaran’i Tahina Razafinjoelina tao Fianarantsoa dia manomboka mitombo isa ireo olona
Hamaky ny tohinyHifanakalo hevitra amin’ny firehana rehetra misy eto amin’ny firenena na azo lazaina koa hoe hitafa mivantana
Hamaky ny tohiny