• Alatsinainy 28 Aogositra 2023
Hery Rajaonarimampianina. Hiverina an-kianja ho kandida filoha

Hiverina ao anatin’ny hazakazaky ny fifidianana ny HVM taorian’ny fakana saina rehefa resy tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena ny taona 2018, ka somary naka saina sy naka bahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023
PASTERA MAILHOL. Mbola baraingo na ho kandida na tsia

Tsy maika haka fitondrana fa maika hanavotra ny firenena pastera Mailhol Andre Christian Dieu Donne, filoha nasionalin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023
Kandidan’ny Arema. Tafapetraka ny dosie saingy…

Tafapetraka ny asabotsy teo ny an-totantaratasy filatsahan-kofidian’i Annick Ratsiraka avy amin’ny antoko Arema.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023
Depiote Todisoa Andriamampandry. “Rehefa tsy zakanareo ilay Fanjakana dia mialà”

Naneho hevitra mikasika ny zava-nitranga tetsy amin’ny fidirana ny kianjan’I Mahamasina ny depiote voafidy teny amin’ny Boriborintany fahaenina Todisoa Andriamampandry.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2023
Fanjakana tsy mahavaha olana. Nangotraka ny grevin’Ankatso, nandeha ny hazalambo sy daroka

Nangotraka indray ny toe-draharaha teny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly alakamisy 24 aogositra 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2023
Julien Andriamorasata. “Feno sampona ny fitantanan-draharaham-panjakana”

Tena akaiky ny filoham-pirenena izany talen’ny kabinetra izany, hoy ny adminisitratera sivily sady mpahaifitantanana raharaham-panjakana, Julien Andriamorasata.

Hamaky ny tohiny
FTT