- Alarobia 23 Aogositra 2023
Tranparency International. “Fototry ny fahantrana ny kolikolim-pifidianana
Namoaka torolalana antsoina hoe “Hayfidy”, ny Transparency International-Initiative Madagascar (TI-MG).
Hamaky ny tohinyNamoaka torolalana antsoina hoe “Hayfidy”, ny Transparency International-Initiative Madagascar (TI-MG).
Hamaky ny tohinyNa efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fifidianana aza isika, dia mbola tsy milamina ny fitsipi-dalao ara-politika.
Hamaky ny tohinyRaha tsy misy ny fiovana dia amin’ity anio ity no hanatontosa ny fanambarana ofisialy mikasika ny firotsahan-kofidiana ho filoham-pirenena i Julia Mickaella Rasolofonoroniaina na Mishah,
Hamaky ny tohinyNivoaka omaly 22 aogositra ny didy na fanapahana mitondra ny laharana n°04-HCC/AR ny Fitsarana avo momba ny fitoriana nataon-dry Fanirisoa Ernaivo ny 12 jolay teo,
Hamaky ny tohinyManomboka androany ny fanaterana ny taratasy fahafana mirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena, ary mifarana amin’ny 05 septambra ho avy izao.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka ny fanaovan-tsonia ny “Charte de bonne conduite” ho an’ireo antoko politika izay handray anjara amin’ny fifidianana ho Filoham-pirenena eto Madagasikara amin’ity taona 2023 ity tetsy amin’ny foiben-toeran’ny
Hamaky ny tohiny