• Alarobia 23 Aogositra 2023
Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana. Efa mampihatra ny fampandraisana andraikitra isam-paritra

Toy ny tao Antsirabe, dia efa misokatra ihany koa ny foiben-toeran'ny Firaisankinan'ny Tia Tanindrazana any amin'ny faritra hafa toa an'i Fianarantsoa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2023
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Ho sahirana amin'ny maha vazaha taratasy azy Rajoelina

Tsy hoe adino ilay "8 sentimetatra" , nolazain'ny filoha Rajoelina fa taratasy kely ao am-paosiny, fa tena mbola arahan'ny mpanara-baovao maso akaiky dia akaiky.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2023
Politique.Antoko politika Fiombonana “Azo heritreretina ny hahafahana manova governemanta”

Anaty fitoniana hatrany no ahafahantsika miditra anaty fifidianana, hoy ny antoko politika Fiombonana, na mialoha na mandritra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2023
Politique.Eliace Ralaiarimanana “Kandida tsy ho voavidin’iza na iza vola aho.”

Kandida tsy ho voavidin’iza na iza vola aho, hoy ny kandida ho filohan’ny repoblika, Eliace Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2023
Politique.Toe-draharaham-pirenena sy fifidianana Ahiana indray ny fampidirana fitaovam-piadiana sy mersenera…

Miverina ary mifoha foana ny ahiahy amin’ny resaka fampidirana fitaovam-piadiana rehefa akaiky ny fifidianana. Toa mampahatsiahy ny tranga tamin’ny 2018,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2023
Politique.Romy Andrianarisoa Tsy mbola nisy didim-panjakana nanala azy…

Samy miandry izay ho tohin’ny raharaha Tale Kabinetran’ny Fiadidian’ny Repoblika Rtoa Romy Voos Andrianarisoa ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
FTT