• Alatsinainy 04 Septambra 2023
Politique.Kandida I Jean Jacques Ratsietison Nilaza fa afaka hampihena ampahefany vidim-piainana

Nanatitra ny taratasy firotsahan-kofidiany ho kandida Filoham-pirenena ny sabotsy teo Atoa Jean Jacques Ratsietison,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2023
Kristianina manao politika. “Mila fanamboarana ny rafi-pitsarana”

Raha tiana handroso i Madagasikara dia tsy atao mitanila ny fampiharana lalàna,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2023
Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana. Navitrika aok’izany ny vahoakan’i Toamasina

Nihaona tamin’ ny solontenan’ny tanora sy ny vehivavy ary ny mpampianatra tany Toamasina, renivohitry ny faritra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2023
Tsy handrotsaka kandida ny Fiombonana. “Tsy matahotra fifidianana fa matahotra korontana izahay!”

Tontosa omaly hariva tetsy amin’ny Villa verte Ambatomirahavavy ny kaongresy nasionalin’ny antoko politika Fiombonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2023
Hetsiky ho an’ny maro an’isa nisafidy hangina. Hampandany an’I Tahina Razafinjoelina

Nanatanteraka fihaonambem-paritra tany amin’ny ISTS Mandrimena Andoharanofotsy ny vovona MMS

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2023
Raharaham-pirenena. Miantso fifampiresahana ny FFKM

Tontosa tao anatin’ny telo andro, ka nifarana omaly 31 aogositra ny fihaonambe nasionaly notanterahan’ny FFKM (Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara),

Hamaky ny tohiny
FTT