Mpanakanto Tirike

“Mendrika ho Raiamandrenin’ny malagasy i Tahina Razafinjoelina”


  • Zoma 15 Septambra 2023

10 taona lasa izay, hoy ny mpanakanto Tirike, no nifankahalalanay sy Tahina Razafinjoelina. Tanora mavitrika amin’ny zavatra atao sy tia miasa izy, hoy ity mpanakanto ity.

Tsy mba tanalahy amin’ny fiainana. Izay nampanantenainy dia tanterahiny avokoa. Mpampianatra izy. Mpanabe ihany koa. Olona mahay mivelatra amin’ny hafa. Ireo toetra hananany rehetra ireo no nahatonga ahy hifandray tanana aminy indray amin’izao firotsahany filoham-pirenena izao. Mitaona ny vahoaka malagasy mpiray tanindrazana aho fa olona toy izany no mendrika ho raiamandrenin’ny malagasy ka mitaona anareo ho ao an-damosin’ny filatsahany, hoy hatrany ity mpanakanto ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT