• Alatsinainy 18 Septambra 2023
Tahina Razafinjoelina. « Hataontsika lohalaharana amin’ny fampandrosoana i Toliara »

Efa tena asa fa tsy kabary na fampanantenana ny an’ny Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana (FTT) ;

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2023
Manao ranolava ny fanambarana. fanohanana ataon’ireo sokajin’olona sy fikambanana samihafa

ny vinan’ny Kandida N°1 Tahina Razafinjoelina natolotry ny Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana na FTT. Ny sabotsy teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2023
Raharaha Foutsie Tsotsy. Mitaky ny fanafahana azy ny Grand Sud-Est

Andrasana izany ny ho tohin’ny raharaha Sylvia Randriantsotsy na Foutsie Tsotsy izay nosamborina ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2023
Fitaizana, fitsaboana, fikarakarana ny zokiolona. Nanatrika sy nanampy ireo mpiofana ny Depiote Todisoa

Notanterahina tao amin’ny Boriborintany faha-6 Ambohimanarina ny 15-16 septambra lasa teo ny fiofanana momba ny fitaizana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2023
Fanadihadian’ny depiote Raholdina. teny Ambohitrimanjaka “Noterena handoa 9 tapitrisa Ariary ireo te hijanona amin’ny tany”

Taorian'ny fitarainana nataon'olona sahirana tsy mahay taratasy avy eny amin'ny kaominina Ambohijanaka tamin'ny solombavambahoaka,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2023
Marc Ravalomanana. “Azo atao ny manangana fitsarana manokana hitsara ny fifidianana”

Nihaona tamin’ny mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena tamin’ny alalan’ny PNUD ireo kandida Filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny
FTT