• Alatsinainy 16 Oktobra 2023
Fiverenan’ny tafika amin’ny vahoaka Sesilany ny antson’ireo. manamboninahitra ambony

Tsy mpanongam-panjakana ny foloalindahy fa mpandamina sy mpandrindra ary tena mipetraka amin’ny toerana hoe

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Politique.Tandindona manaraka

Vitan’ireo kandida miisa 11 ho tandindon’ny filaminana moa farany teo ny legioma laisoa voninkazo na “chou-fleur”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Rina Randriamasinoro. Hotsaraina anio, hatao sorona politika?

11 andro aty aorian’ny nisamborana azy ny 2 oktobra teo, mbola voatazona eny amin’ny Tobin’ny zandary eny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Politique.Raharaham-pirenena Mihalalina ny krizin’andrim-panjakana

Nanomboka tany amin’ny resaka fitsipaham-pitokisana na “motion de censure”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Andry Rajoelina. Tsy manaiky ny fanemorana ny fifidianana

Tsy manaiky ny fanemorana ny fifidianana ny Kandida laharana faha-3 Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Manenjana ny Firaisankinan’ny kandida. “Tsy mampihemotra anay ny fihantsiana, tsy manaiky vazaha hitondra firenena”

Ampasika, Andohatapenaka, 67Ha, Antohomadinika, indray no nizoran’ny diaben’ny Filaminana notarihin’ny Firaisankinan’ny kandida omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT