• Alakamisy 28 Septambra 2023
Antso ho an’ny fihavanana eto Madagasikara. “Mialà ny governemanta, hajao ny lalàna tsy hisian’ny rà mandriaka”

Namory vahoaka tetsy amin’ny Espace La Sirène Anosibe ireo Vovonam-pikambanana nitambatra ao anatin’ny hoe: “

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2023
Toe-draharaha politika sy fifidianana. Tonga ny iraky ny ONU, hitsahatra aloha ny “pré-campagne”,…

Nigadona teto Madagasikara ny talata teo Delegasionina avy amin’ny Firenena Mikambana, izay tonga hanara-maso

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2023
Danny Rasolofomanana. “Am-pitiavana hatrany, Tahina no mety”

Rehefa hijery olona tokony hitondra firenena isika dia tsotra, hoy ny mpandraharaha, Danny Rasolofomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Septambra 2023
Tahina Razafinjoelina. « Efa maro be isika ary tsy maintsy miroso hatrany »

Nitondra hafa fohy kanefa mafonja ho an’ny vahoaka malagasy ny kandida laharana voalohany Tahina Razafinjoelina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Septambra 2023
Antoko politika Otrikafo. “Ho mafy noho ny hatramin’izay raha izao no misy krizy!”

Tokony efa tafiditra anaty vanim-potoana mialohan’ny fifidianana isika izao raha mandeha araka ny tokony ho izy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Septambra 2023
Famoriam-bahoaka am-pilaminana. Mihorohoro ny mpitondra, hosakanana ireo kandida…

72 ora mialohan’ny fotoana voafaritra fa hanaovan’ireo Vondron’ny kandida filoham-pirenena miisa 11 izay mikasa

Hamaky ny tohiny
FTT