• Zoma 22 Septambra 2023
Paul Rabary. “Tsy mety ilay mandroso mihemotra!”

Variana amin’ny toe-java-misy ankehitriny aho, hoy ny mpahaifiarahamonina politika sady filohan’ny antoko politika Ny Fireneko, Paul Rabary,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Septambra 2023
Antoko politika Maitso. “Ny hevitra sy vina no ampiadiana fa tsy ny malagasy”

Manoloana ny zava-miseho ankehitriny eo amin’ny sehatra politika, ny antoko politika Maitso hasin’i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Septambra 2023
Toe-draharaha politika. • Tsy nipika resaka teny amin’ny HCC • Mifanenjana ireo kandida sy ny governemanta

Taorian’ireo fihaonana samihafa nataon’ireo kandida toy ny tamin’ny FFKM, tamin’ny Vondrona Iraisam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Septambra 2023
Antoko politika Fiombonana. “Tsy efa ampy ve izay 5 taona namitahana vahoaka izay?”

Niresaka ny praiminisitra fa tsy azo ivalozana ny didy navoakan’ny HCC, hoy ny antoko politika Fiombonana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Septambra 2023
Minisitry ny Fitsarana. Nanamafy ny fiarovana an-dRajoelina

Tafapetraka tamin’ny alalan’ny lanonam-pitsarana omaly ny Filohan’ny Fitsarana ara-bola sy ny Tonia mpampanoa lalàna ara-bola eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Septambra 2023
Dany Rakotoson. “Raha ny sitrapon’ny fitondrana dia tsy hisy fifidianana”

Anaty fanatontoloana isika ary mbola miantehitra amin’ny fanampian’ireo firenena matanjaka, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
FTT