• Alatsinainy 25 Septambra 2023
Mihava Tour Toamasina. « Arodana ny fanjakana mampivangongo fahefana »

Mahanoro sy Toamasina no notsidihan’ny kandida laharana faha 13 , Siteny Randrianasoloniaiko mpitqrikq ny Mihava

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Septambra 2023
Karatry ny mpifidy. Maro ireo fitarainana sy ahiahy

Efa saika tonga eny amin'ny fokontany avokoa amin’izao fotoana izao ireo karatry ny mpifidy, raha ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Septambra 2023
Tahina RAZAFINJOELINA. "Alefa eny ifotony ny herijika rehetra hampandrosoana ny firenena"

Naresaka ny tao Andranovaky kaominina Mananjara, sy Antanetibe Mahazaza ary Mahitsy an-tampon-tanàna izay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Septambra 2023
Nanamarika ny tantaram-pirenena ny MAFAMI. “Tsy misy tsy vitan’ny fifampiresahana”

Notontosaina tetsy amin’ny Batou Beach Ambohimanambola ny sabotsy teo ny hetsika Fiesta 2 izay

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Septambra 2023
Patrick Raharimanana. “Kandida maromaro izahay no nifanaiky fa Tahina R. no mahafeno fepetra”

Nanapa-kevitra ny hiara-dia amin’ny kandida laharana voalohany Tahina Razafinjoelina I Patrick Raharimanana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Septambra 2023
Depiote Keron Idealson. "Efa tsy mizaka ny zom-pirenena Malagasy intsony i Andry Rajoelina"

Nanindry mafy omaly my depiote Keron Idealson, voafidy tao Ampanihy andrefana fa tsy azo vakivakiana amin'izay

Hamaky ny tohiny
FTT