Barson Rakotomanga

“Mikatso daholo ny raharaha rehetra!”


  • Alakamisy 02 Novambra 2023

Rehefa avy nanampy ny minisiteran’ny fanabeazana anio (TTF: ny talata teo) ny Randrana sendikaly

dia nanatona ny minisiteran’ny asa, hoy ny sekretera jeneralin’izy ireo, Barson Rakotomanga. Nitady an’ingahy minisitra izahay, hoy izy. Isika izao efa herintaona taorian’ny fahataperan’ny fifidianana solontenan’ny mpiasa tamin’ny 30 septambra 2023 no nitsahatra ny fifidianana solontenan’ny mpiasa eto Madagasikara, izay amoahana ilay fisoloan-tenan’ny sendika. Efa ho herintaona mahery hatramin’izao, 2 volana mahery koa ny fivoahan’ny vokatra vonjimaikan’izany fisoloan-tenan’ny sendika na “représentativité syndicale” izany, fa mbola tsy mivoaka foana ilay didim-panjakana. Nametraka taratasy fitakiana ny famoahana malaky izany didim-panjakana izany moa izahay fa tsy tao ny minisitra. Mikatso daholo ny raharaha rehetra mikasika ny fiahiana sosialy noho io antony io satria io no hahafahana manendry ny solontenan’ny mpiasa amin’ireny AMIT, Fuhneces, OSTIE ireny. Ho hamafisinay ny hetsika rehefa tsy handray fepetra ny minisitera, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT