- Alatsinainy 09 Oktobra 2023
Mihazakazaka ny raharaham-pirenena. Filohan’andrim-panjakana roa
manameloka an-kolaka ny governemanta…
Hamaky ny tohinymanameloka an-kolaka ny governemanta…
Hamaky ny tohinyFisamborana, herisetra, fitifirana tsy roa aman-tany, fanenjehana, fandatsahan-drà,… ireo no nisongadina ny sabotsy 07 oktobra teo ho an’ny lafiny politika.
Hamaky ny tohinyAndro fahadimin’ny tolona tarihin’ny tolon’ny kandida ny sabotsy teo niainga teny Ankazomanga.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana manameloka amin’ny heriny manontolo ny herisetra tsy roa aman-tany natao
Hamaky ny tohinyNamoahana didy fampisamborana tamin’ny alalan’ny sampana mpanadihady momba ny heloka bevava eo anivon’ny
Hamaky ny tohinyMiha mangotraka ny toe-draharaham-pirenena, mihalalina ny fifandonan-kevitra goavana mialohan’ny fifidianana.
Hamaky ny tohiny