• Alatsinainy 20 Novambra 2023
Antoko HVM. « Tsy hanaiky izay valin’io fifidianana io isika »

Mandalo kihon-dalana sarotra ny firenena ankehitriny manoloana ny fanaovana amboletra ny fififidianana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Novambra 2023
Filohan’ny Antenimierampirenena. « Tena fotoana hifanatonana an-databatra boribory izao »

Nivahiny tao anatin’ny fandaharana Angaredona manokana ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena Rtoa Christine

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Novambra 2023
Kolikolim-pifidianana. Manamafy ny ahiahy ny filaharam-be hitaky vola

Ambohimangakely, Andranomanalina, Mahajanga,… no isan’ny nahitana fitangoron’olona teny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Novambra 2023
Vondron’ny kandida. « Tsy hijanona ny tolona, miantso ny sivily sy miaramila»

Nanamafy ny vondron'ny kandida tao anatin’ny fanambarana nataon’izy ireo omaly takariva,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Novambra 2023
Siteny Randrianasoloniaiko. Tsy nahovoka firy...

Vita soa aman-tsara ny adidiko amin'ny maha-olom-pirenena ahy sy amin'ny maha Demokraty ny tenako :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Novambra 2023
Vovonana mpanelanelana PAN-FFKM. Nanamafy ny tsy fahatomombanan’ny fifidianana

Nigadona ny datin'ny 16 novambra 2023. Samy nanefa ny adidiny na ny nifidy na ny tsy nifidy arakan'ny andraikitra sahaniny avy.

Hamaky ny tohiny
FTT