Politique

Lalana hivoahana amin’ny krizy Mbola tolo-kevitra ilay avy amin’ny SADC


  • Alarobia 02 Febroary 2011


Araka ny fantatra omaly teo amin’ireo mpikambana eo anivon’ny mpanelanelana SADC dia tsy ilay sori-dalana nomen’izy ireo ny mpanao politika iny akory no tapitrohatra tsy azo kianina. Nilaza ireo mpanelanelana ireo fa tolo-kevitra hiaingana ihany iny. Tahaka ny tsy misy, araka izany, ny fanaovana sonia nataon’ireo mpanao politika avy amin’ny Tgv sy ny Udr omaly teny Andraharo. Tsy maintsy mbola averina hodinihana mantsy iny sori-dalana iny ary iarahan’ny maro manapaka izay vao azo ampiharina. Raha ny tsikaritra aloha hatreto dia mbola mandinika tsara ireo ankolafy rehetra ankoatra ny an’ny FAT izay avy hatrany dia nanaiky. Na ireo avy amin’ny Escopol aza dia mbola nilaza fa handinika ihany koa aloha.

 Rakoto Maxime
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT