- Talata 22 Febroary 2011
Politique.Lahady Samuel Nivoaka tamin’ny fahanginany
Efa ela tsy naneho hevitra sy tsy hita mba mandray fitenenana amin’ireo hetsika politika anasan’ny olona azy, ny governoran’ny faritanin’i Toamasina teo aloha, Atoa Lahady Samuel.
Hamaky ny tohiny
