• Alarobia 23 Febroary 2011
Politique.Antoko Teza Ny fototry ny krizy no mila vahana

Tsy ankasitrahan’ny antoko Teza tarihan’Atoa Jean Louis Rakotoamboa ny fotokevitra nandrafetana ilay sori-dalana narafitry ny Dr Simao nahitsin’ny SADC izay manome vahana ny fanonganam-panjakana melohin’ny Fivondronambe Iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Febroary 2011
Politique.Dr Jules Andriamaholison Gaga amin’ireo milaza fa nanao sonia sori-dalan’i Simao

Nanamafy ny Dr Jules Andriamaholison, depiote voafidy tao amin’ny Boriborintany I, Antananarivo, avy amin’ny antoko Tiako i Madagasikara fa ho avy ny Filoha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Febroary 2011
Politique.Lezava Fleuris Hiverina ny 1972 …

Nanomana fifanakalozan-kevitra nanazavany ny momba ny politika ijoroany sy ny tetikasa fampandrosoana tiany hoentina eto Madagasikara, ny fikambanana politika «Harena» tarihan’i Lezava Rabarison Fleuris.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Febroary 2011
Politique.Fandaminana krizy Mampitovy tadin-dokanga

Tao Maputo renivohitr’i Mozambika Atoa Marc Ravalomanana omaly talata 22 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2011
Politique.Niova firesaka

Tonga eto Madagasikara hatry ny omaly alatsinainy 21 febroary, tamin’ny fiandohan’ny tolakandro, ny Dr Leonardo Simao, iraky ny mpanelanelana avy amin’ny SADC handamina ny krizy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT