- Zoma 04 Martsa 2011
Politique.Pr Alain Tehindrazanarivelo Ny sori-dalan’ny SADC ihany no vahaolana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Fanambarana niombonana roa no navoakan’ireo antoko politika nihaona teny Ivato omaly taorian’ny fivoriana tsy azon’ny mpanao gazety natrehana, naharitra adim-pamantaranandro fito ora sy sasany katroka.
Hamaky ny tohinyBasy atifi-kavana ny fanambarana politika nataon’ny Profesora Zafy Albert omaly tao amin’ny «Villa Elisabeth» Ivandry, nandritra ny fientanam-be nataon’ny Ankolafy telo teny an-toerana.
Hamaky ny tohinySomary nananosarotra be ihany teo am-boalohany ny fidirana tao amin’ny CCI Ivato omaly fa sasatry ny miantso an-telefaonina ny any anaty trano ny mpiambina teny am-bavahady.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Raha tao anatin’ny fisalasalana tanteraka dia fantatra tamin’ny ora farany fa hotontosaina eny amin’ny ivontoerana iraisam-pirenena eny Ivato amin’ity anio ity ny famoriana ireo mpanao politika hataon’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny