- Alatsinainy 07 Martsa 2011
Politique.Marc Ravalomanana Miomana amin’ny fifidianana
«Ho avy ny fifidianana. Tsy maintsy mandeha amin’ny lalan’ny fifidianana isika, hahafantarana ny safidin’ny vahoaka Malagasy. Eo ny safidintsika no hipetraka, eo no hahitantsika ny marina», hoy ny filoha Marc Ravalomanana raha nitafa nivantana an-tariby niainga avy atsy Afrika Atsimo, nandritra ny hetsiky ny Vondron’olon-tsotra tao Vatomandry izy ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny
