Politique

Pr Alain Tehindrazanarivelo Ny sori-dalan’ny SADC ihany no vahaolana


  • Zoma 04 Martsa 2011


“Somary elaela ilay fivoriana tety fa navela niteny daholo ny rehetra”, hoy ny Pr Alain Jacob Tehindrazanarivelo (Escopol) teny amin’ny Ivotoeram-pivoriana teny Ivato afak’omaly. Goavam-be ny fanapahan-kevitra nivoaka, hoy izy. Mila jerena maika amin’izay ny fanaovan-tsonia sy fampiharana ny sori-dalan’ny SADC. Angatahana amin’ny filoha Chissano ny fankatoavana ofisialy an’io sori-dalana io mba hirosoana haingana amin’ny fifidianana katsahan’ny rehetra”. Raha nanontaniana mikasika ny fanambarana nataon’ny Pr Zafy teny amin’ny “Villa Elisabeth” tamin’io andron’ny alarobia nisian’ny fivoriana teny Ivato io ihany ny Pr Alain Tehindrazanarivelo dia tsy namaly izay nivantana fa nilaza tsotra hoe : “Aleo ilay sori-dalan’ny SADC no ampiharina mba tsy hisian’ny korontana eto amin’ny tany sy firenena”.

 
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT