Politique

Andry Rajoelina Naverin’ny SADC ho mpitarika ny TGV


  • Talata 07 Jona 2011


 TGV no soratra lehibe manondro ny toeran’i Andry Rajoelina tao  amin’ny hotely «Grand Palm» omaly, nandritra ny lanonam-panokafana ny fivoriana atao any Gaborone, hitadiavana fifanarahana politika hamaranana ny krizy ary koa handrafetana sori-dalana eken’ny rehetra. Mazava ny resaka fa amin’ny SADC dia mpitarika ny TGV i Andry Rajoelina, na eo aza ny resaka nandeha taty Madagasikara fa nahazo fanasana amin’ny maha filohan’ny Fahefana avon’ny tetezamita azy izy. Nitovy laharana amin’i Monja Roindefo (Monima), Ralison Roger (HPM), Jean Lahiniriko, … izany i Andry Rajoelina any Gaborone rehefa tsy nanaiky hitarika ny ankolafiny intsony.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Sary : Nandritra ny fanokafana ny fivoriana tao Gaborone omaly

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT