Politique

Hery Rasoamaromaka Nanao tsindrom-paingotra ireo TIM nisintaka


  • Alakamisy 04 Aogositra 2011

Misokatra ary miantso ny rehetra ny antoko TGV, hoy ny mpandrindra rejionalin’ny Faritra Analamanga Hery Rasoamaromaka.

 “Tsy terena hanao TGV daholo kosa anefa ny olona fa tsy mampandroso izany”, hoy izy, “ary tsy mba izaho mihitsy no hitarika mpanao politika hivadika ho TGV izany mihitsy na dia anisan’ny angady nananana sy vy nahitana izao fiaraha-mitondra ny tetezamita izao aza ny tenako”. “Mampirisika aho”, hoy i Hery Rasoamaromaka. “Mijanona amin’ny antoko misy anao. Ohatra raha TIM ianao dia mijoroa ianao amin’ny maha TIM anao. Tsy voatery ianao hanasohaso ny filoha Andry Rajoelina ary tena tsy mety mihitsy izany fa tazony ny hevitrao ary ny fampandrosoana ny firenena no tokony hobanjinina !”.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT