Politique

Vahoaka manohana an’i Marc Ravalomanana Mitohy ny tolona !


  • Alarobia 21 Septambra 2011

Namoaka ny heviny ireo vahoaka manohana sy ny mitolona ho amin’ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana ao Toamasina, manoloana ny zava-misy taorian’ny nahavitan’ny sonian’ny tondrozotra hananganana ny tetezamita tena izy izao.

 Nambaran’ireto vahoaka ireto fa betsaka ireo mihazakazaka manao be resaka sy milaza ho nahavita be tamin’ny tolona ho fiverenan’ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana. Aoka ho mailo amin’ireny olona ireny, hoy izy ireo, ka tokony hojerena tsara ireo tena nitolona sy nitarika ny tolona ary nandany ny fananany sy ny heriny tao Toamasina ka nampahombiazana izany, na tsy mbola tonga any amin’ny tena tanjona aza hatreto. Mila mitandrina, manomboka eto, fa ny mpijapy lamasinina ihany no nanimba ny filoha Ravalomanana, ka tsy hanindroa intsony izany. Milaza ireto vahoaka ireto fa dia hanohy hatrany ny tolona, mandrapahatongan’i Dada eto an-tanindrazana.

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT