Politique

Pr Zafy Albert Mitaky ny handravana ireo andrim-pajakana rehetra


  • Alarobia 19 Oktobra 2011


 Naneho ny heviny mikasika ny ho fanendrena ny Praiminisitry ny marimaritra iraisana ny filoha teo aloha, ny Pr Zafy Albert. Aminy dia ireo filoham-pirenena telo, Didier Ratsiraka, Marc Ravalomanana ary izy tenany, miaraka amin’ny filohan’ny FAT, Andry Rajoelina, no tokony hifanaraka amin’izany, mandritra ny fivoriana iraisana tanterahana eto Madagasikara. Io fivoriana an-tampon’ireo filoha efatra ireo koa amin’ny no hananganana ny governemanta. Hentitra ny Pr Zafy nilaza fa mamoaka ny didy fanendrena fotsiny ihany no hataon’i Andry Rajoelina fa tsy mbola hisafidy indray. Mandrapahatonga izay dia takiany ny handravana ny andrimpajakana rehetra najoron’ny FAT, toy ny CT, CST, CENI ary CMDN ho fampiharana ny tondrozotra.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT