- Zoma 21 Oktobra 2011
Politique.Tranon´ny Amiraly Tanàna haolo ao Ambodiatafana
Nankalazaina tamin´ny fahitalavi-panjakana, araka ny iraka nataon´ny ekipan´ny ministeran´ny fanajariana ny tany tao Toamasina, fa efa mandeha sy efa manomboka ny fanamboarana sy fanarenana ny tranon´ny amiraly Didier Ratsiraka ao Vohimbendrana Ambodiatafana.
Hamaky ny tohiny
