Politique

Vondron’ny Malagasy Tia Tanindrazana Miantso firaisankina


  • Alarobia 07 Desambra 2011

Kajikajy sy paipaika politika ny filazana fa tsy mbola fotoana hiverenan’ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana izao, hoy ny Vondron’ny Malagasy Tia Tanindrazana na ny VMTT.

Toherin’ity fikambanana ity izany satria tsy izay no atao hoe fanavotam-pirenena, araka ny fanazavana. Anisan’ny vahaolana heverin’izy ireo ny fihaonana an-tampon’ireo filoha-na ankolafy kanefa ny filazana fa tsy tokony hiverina ny filoha dia midika ho fanipahana ny fisian’izany fihaonana izany. Iray amin’ireo vondrona mitaky ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana moa ny VMTT satria mahatsapa izy ireo fa tsy misy afa-tsy Ravalomanana no afaka hanarina sy hampandrosoana ny firenena ary ny Malagasy amin’ny ankapobeny no mila izay fiverenany izay. Manoloana ny toe-draharaha politika eto an-toerana moa dia miantso ny Malagasy hiaraka hientana hiaro ny firenena ny VMTT, miantso firaisankina ihany koa hametrahana firenena vanona.

Nangonin’i Soa

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politika
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Notendrena ho mpanolo-tsain’ny

  • Razafindrandriatsimaniry DieudonnĂ© Marie Michel
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Fametrahana aty ifotony ny fitsinjarana

  • Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Tsy tia an’i Madagasikara

  • Namaly an’i Roland Ratsiraka
  • Alakamisy 07 Mey 2026

ireo fiarahamonim-pirenena

  • Pr Joseph
  • Alarobia 06 Mey 2026

« Ara-dalàna sy valin'ny nataony

  • Fanenjehana an-dRajoelina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Hosantarina amin’ny

Hijery ny tohiny
FTT