Politique

Razafimpaniry Victorine Tsy manara-penitra ny lalŕna famotsoran-keloka malagasy


  • Alarobia 04 Aprily 2012


 Nanamarika Razafimpaniry Victorine, mpampakateny voalohany ao amin’ny fampihavanam-pirenena sy famotsoran-keloka voatendry avy any Matsiatra Ambony, fa tsy mbola manaraka ny tovotao iraisam-pirenena ny lalàna famotsoran-keloka Malagasy. Eo amin’ny iraisam-pirenena dia tsy voakasiky ny famotsoran-keloka mihitsy ny vono olona, ny heloka bevava ary ny tsy fanajana ny zon’olombelona. Miankina amin’ny adihevitra hataonay anefa no hanitsiana na tsia ity volavolan-dalàna natolotra anay ity, hoy Razafimpaniry Victorine.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT