Politique

Diplaomasia Jean-Christophe Belliard no solon’i Jean-Marc Chataigner


  • Talata 10 Aprily 2012


 Araka ny hita ao amin’ny gazetim-panjakana frantsay laharana faha-0084 nivoaka ny 07 aprily 2012 teo dia i Jean-Christophe Belliard no voatendrin’ny governemanta frantsay ho ambasadaorony eto Madagasikara, handimby toerana an’i Jean-Marc Chataigner. Ity farany izay hiasa ao amin’ny Quai d’Orsay indray. Masoivoho frantsay tao Etiopia i Jean-Christophe Belliard nialoha izao nanendrena azy hiasa eto Madagasikara izao.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT