Politique

Mpanao politika sy ny gazety Tia Tanindrazana : Randrianasolo Nicolas (Betroka) :


  • Talata 18 Desambra 2012


 Gazety mahitsy ny Tia Tanindrazana raha ny fijeriko azy. Ny tahaka izany no tadiavina amin’ny fanaovana gazety : tsy momba ny atsy, tsy momba ny aroa fa ny zavatra misy no tenenina. Izaho dia miarahaba anareo Tia Tanindrazana mahatratra ny fety ary dia mirary koa mba havaozina hatrany ny fomba fiasa fa na eo aza ny fahombiazana dia mila hatsaraina hatrany. Dia mirary soa mba hihatsara hatrany. Ny problema kosa dia tokony mba halefanarao any Betroka ity Tia Tanindrazana ity satria dia mba liam-baovao mahitsy tahaka ny anareo ny any amin’ity distrika ity. 

Nangonin’i Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT