Fifidianana solombavambahoaka

> Hanana ny kandidany ny AMF


  • Alatsinainy 23 Septambra 2013


Mazava izao fa dia hisy lisitra AMF/3FM amin’ny fifidianana solombavambahoaka ho avy io. Mazava ny toromariky ny lehiben’ny delegasion’ny ankolafy Ravalomanana, hoy ny Rév. Satrobory fa “Samy mandeha, samy mitady no ady eo” ka afaka manao “Tsy miankina” izay te-hanao izany. Efa nivonona hatramin’ny 24 jolay koa ireo kandidàn’ny AMF/3FM ka dia hiroso, hoy hatrany ny Rév. Satrobory ka dia hanana kandida ity antoko ity ao Antsirabe, Ambositra, ny Boriborintany 6 eto an-drenivohitra, Toamasina I, Toliara I, Mahajanga I. Raha natolotry ny Filoha Marc Ravalomanana hotohanan’ny ankolafy ny kandidà Robinson Jean Louis dia io izany aminay no sisa itambarana. Efa nampitainay tamin’i Neny Lalao Ravalomanana izany, hoy ny Rév. Satrobory.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT